Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

🚨 Araka ny loharanom-baovao dia ilay Potogey,Fabiano no hitondra ny Barea hiatrika ny COSAFA CUP 2021.
🚨 Mihevitra ny FiFA fa hampidirina ao anatin'ny andro Fifa ity fifaninana ity ny taona manaraka,
🔝 Andrasana araka izany ny tena fanambarana ofisialy mahakasika izay tena hitondra ny Barea hiatrika COSAFA .
Peut être une image de 1 personne
🚨 Telma Coupe de Madagasikara,mbola hita taratra ny elanelana eo aminy Klioba mpandray anjara,navesatra ny isa teo aminy COSFAM sy ANDRIAFO..novesaran'ny COSFAM tamin'isa 10/0 itsy farany io maraina io Tao aminy kianja Mahitsy.
📷 Fanehoana
Peut être une image de pratique un sport, debout et herbe
💯 Nody ventiny ny rano nantsakaina hoy i Tota Filohan'ny Ligin'Analamanga eo aminy baolinakitra na ny ALFA,nanoloana ny nandrombahan'ny As Adema ny Orange Pro League ny anaram-boninahitra tompon-daka.
💯 Efa ela no nanomana ny Adema hoy i Tota ka rariny loatra raha tojo izao toerana izao,isany hezaka efa nilofosan'ny ligy koa ny hanana klioba betsaka ao aminy Pro league ka tonga ny fotoana izao.
💯 Aoka tsy ho sanatriavina ka halaim-panahy handrava ny Pro -league tompon'andraikitra satria dia ho maro ny Klioba avy eto Analamanga ho tafita amin 'izany manomboka izao,tsy hamela irery ny As Adema ny ligy fa hifanampy aminy fikarakarana ny fiantrehina ny Ldc Afrika,hoy hatrany i Tota.
Peut être une image de 4 personnes et personnes debout
🔸 Romain Métanire 🔸
𝗠𝗲́𝘁𝗮𝗻𝗶𝗿𝗲 𝗱𝗮𝗻𝘀 𝗹𝗲 𝗢𝗻𝘇𝗲 𝗱𝗲 𝗹'𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝘁𝘆𝗽𝗲 𝗠𝗟𝗦 🇺🇸
Le défenseur Malagasy 🇲🇬 a été recomponsé de sa belle prestation d'hier soir avec sa nominatioin dans le Onze de l'équipe type de la semaine en MLS.
🌟 Titulaire au poste de latéral droit, Romain Metanire a en effet délivré une passe décisive à Osvaldo Alonso (77') lors de la victoire des siens (2-0) face à l'Austin FC. #CongratulationsMetanire 🔥💯
Peut être une image de 1 personne et texte
 
 
 
1 K
18 commentaires
21 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
📋 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗢𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 - 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲́ 𝗼𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹
Ny vaovao ofisialy rehetra momba ahy dia ato amin'ity pejiko ity irery ihany no hozaraiko sy hampahalalana antsika rehetra.
Aoka re tompoko mba vaovao marina sy nohamarinina no avoakantsika. Manasa antsika havana, namana sy mpankafy mba hi-signaler ahy ireo tsaho/vaovao tsy marim-pototra ireny amiko.
Mankasitraka antsika rehetra! Tahin'ny Tompo daholo 🙏🏾
📋 Annonce officielle - Communiqué officiel
Toutes les informations officielles me concernant sont uniquement sur cette page que je partagerai et vous tiendrai tous informés.
S ' il vous plaît laissez-nous publier des nouvelles vraies et justifiées. J ' invite toute ma famille, mes amis et mes fans à me signaler toutes ces rumeurs / nouvelles qui ne sont pas mauvaises pour moi.
Reconnaissant pour nous tous ! Que Dieu vous bénisse tous 🙏🏾
 
 
Masquer l’original
 
Notez cette traduction
Peut être une image de 1 personne et texte
 
 
 
5,6 K
110 commentaires
42 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article