Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

MONDIAL 2022 QATAR, ZONE AFRIQUE
Ny tsara ho fantatra momba ny Mondial 2022 atao any Qatar.
Fantatra izao fa mbola nijanona ho 5 ihany ny firenena Afrikana hiatrika io mondial 2022 izay atao any Qatar io, efa fantatra daholo izao ireo firenena 40 handray anjara aty Afrique ary dia nozaraina vondrona 10 ka ao amin’ny vondrona “J” no misy an’i Madagascar araka ny atsapaka natao ny 21 janoary 2020 tany Le Caire Égypte.
Rd Congo 🇨🇩
Benin🇧🇯
Madagasikara 🇲🇬
Tanzanie 🇹🇿

1- Dingana voalohany, manao fifanitsanana isam-bondrona ka ny 1 voalohany no tafakatra amin’ny dinana manaraka
2- Dingana manaraka.Ireo Equipes 10 voalohany indray no anaovana hatsapaka ary manao match aller et retour ka izay tafavoaka amin’ireo no equipes 5 hisolo tena an’i Afrique amin’ny Mondial 2022 atao any QATAR

1ére Journée mois d'Octobre 2020

RDC 🇨🇩🆚🇧🇯BÉNIN
Tanzanie 🇹🇿🆚🇲🇬Madagascar

Koa dia alefa BAREA

Mirary soa ho an'ny BAREA DE MADAGASCAR

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article