Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

🇲🇬[ ANICET en Direct ]🇲🇬
🔉Nanao direct ny alina teo ny "capitaine" ny Ekipa Nasionaly Abel ANICET ary nifalifaly sy nitsikitsiky t@ny rehetra toy ny mahazatra azy...

🖋️Ny zavatra heno sy voatsikaritry ny rehetra kosa dia nisy namana nametra-panontaniana azy indroa tao @io direct io, ny fahitany sy ny heviny momban'ity resaka "équipementier vaovao" ity izay miteraka savorivory na polémique be @izao fotoana izao... Tsy dia niraiky firy i Anicet t@ilay fanontaniana voalohany saingy t@ilay faharoa kosa dia nazava ny teniny :
🎙️« Non, c'est pas bon, c'est pas bon du tout... Et d'ailleurs je vais là-bas demain » hoy i Rakapy-Anicet !!

Tsy d'accord @io izaho hoy izy ary torak'izay koa angamba ny joueurs rehetra...

🎙️« Madagascar et nous les Barea de Madagascar, on mérite un équipementier de marque »

🖋️Tsy hanampiana tsy hanalàna io tenin'i ANICET koa dia ho hitantsika eto ny tohiny...

Misaotra ANICET
Merci Rakapy e

Zah BAREA
Diaspora Kitra
Diaspora MG Kitra

L’image contient peut-être : 1 personne, chapeau
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article