Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

vaovao tsara
Tonga anio eto Tana taminy 13 ora teo i Melvin Adrien izy no tonga volohany...
#Source afa jereo pejiny Melvin
#Alefa Barea ❤
L’image contient peut-être : 1 personne, plante, selfie, gros plan, plein air et nature
 
 
 
165
5 commentaires
6 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
ℹ️🇲🇬 Raha iny lisitra ny 25 navoakan'i #ND iny no tarafina dia...
Ireto avy ireo BAREA mihiboka ao France (hors DOM-TOM)
ℹ️🇫🇷 Si on se réfère à la liste des 25 BAREA annoncé par ND, voici ceux qui sont concernés par le confinement intégral en France Métropolitaine (hors DOM-TOM)
➡️Gardiens :
- Melvin ADRIEN (FC Martigues, France)
- Mathyas RANDRIAMAMY (PSG U19, France)
➡️Défenseurs :
- Jérôme MOMBRIS (Grenoble Foot 38, France)
- Thomas FONTAINE (FC Lorient, France)
- Jérémy MOREL (FC Lorient, France)
➡️Milieux :
- Zotsara RANDRIAMBOLOLONA (FC Fleury 91, France)
- Rayan RAVELOSON (ESTAC Troyes, France)
- Dimitri CALOIN (FC Sète annulé, sans club)
➡️Attaquants :
- Alexandre RAMALINGOM (CS Sedan.A, France)
- Lalaina NOMENJANAHARY (Paris FC)
- William GROS (FC Fleury 91, France)
🇲🇬 Ireto kosa ireo ivelan'ny La Frantsa
🇫🇷 Et ceux qui sont en dehors du régime français métropolitain
➡️Gardiens :
- Nina RAZAKANIRINA (Fosa Juniors, Madagasikara)
➡️Défenseurs :
- Pascal RAZAKANANTENAINA (JS St-Pierre, France)
- Sylvio OUASSIERO (CS Fola Esch, Luxembourg)
- Romain METANIRE (Minnesota United, USA)
➡️Milieux :
- Anicet ANDRIANANTENAINA (PFC Ludogorets, Bulgarie)
- Marco ILAIMAHARITRA (Royal Charleroi SC, Belgique)
- Dax ANDRIAMIRADO (Black Leopards FC, Af. du Sud)
- Loïc LAPOUSSIN (RU Saint-Gilloise, Belgique)
- Ibrahim AMADA (Al Khor Club, Qatar)
- Bastien HERY (Linfield FC, Irlande)
➡️Attaquants :
- Carolus ANDRIAMAHITSINORO (Al Qadisiya FC, Arabie-Saoudite)
- Njiva RAKOTOHARIMALALA (Nongbua Pitchaya FC, Thaïland)
- Hakim ABDALLAH (FC Swift Hesper, Luxembourg)
- Paulin VOAVY (Misr El Makkasa, Egypte)
Mirary herinandro sambatra sy volana Novambra finaritra ho antsika rehetra.
L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes assises et texte
 
 
 
 
 
 
hoy Nicolas Dupuis tao aminy Tv Plus:
1-misy expats 50 tsika 25 ivelany europa(frantsa) ary 25 ao Europa(frantsa)
2-efa itany ary arahany Maso akaiky ilay gasy ao Bayern de Munich #Rémy Vita
3-anio alina no mivaly fangatahany Coach fanemorana match soit ahembotra soit atao eto Mada daholo lalao mandroso sy miverina ary anio alina hamaly Caf samy miandry tsika
#Alefa Barea
L’image contient peut-être : 1 personne, texte qui dit ’16:05 S'abonner TV PLUS Madagascar Ofisialy TANJAKA’
 
 
 
197
4 commentaires
10 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
🔸 Tsapa nandritra ny fivahinianan'i Nicolas Dupuis tao amin'ny fandaharana Tanjaka ny fitiavany ny Malagasy.
👉 Nambarany fa tady ho fetsy ny Ivoriana ka mitady tetika haminganana ny Barea saingy efa fetsy lavitra koa ny tenany.
• Nararaotin'ny Ivoriana ny fikatonan'ny sisin-tany eto an-toerana ka nitakian'izy ireo ny hanaovana ny lalao roa any aminy avokoa, saingy efa nitadiavana vahaolana hoy izy dia ny nanomezana alalana manokana ho azy ireo.
• Ankoatr'izay dia nitaky ny hanaovana ny lalao mandroso @14 novambra ny Ivoriana saingy nolaviny hatrany hoy izy noho ny fahateren'ny fotoana ka ny daty 12 novambra ihany no voatazona.
🔹 Nambarany ihany koa fa noho ny korontana misy any Abidjan dia matahotra aho hoy izy ny hitondra ny mpilalaoko any an-toerana, ka antony nangatahany ny fanemorana.
🔼 Anisan'ny nahafinaritra nandritra ity fandaharana ity ihany koa ny fandrenesana ity mpanazatra ity miteny ny hoe "Malagasy" hatrany fa tsy "malgache" tahaka ireo vahiny hafa.
✅ Ary farany dia nanome toky ny tenany fa na dia ekipa goavana aza ny Côte d'Ivoire dia hiezaka hitady fandresena ny Barea, ka na sanatria hoy izy tsy izay no hitranga dia any @Ethiopie sy Niger no hitady fandresena fa tsy maintsy manao CAN isika hoy izy.
Mankasitra coach 👏
L’image contient peut-être : 1 personne, barbe, texte qui dit ’TANJAKA Lanjaka Nicolas Dupuis SELECTIONNEUR DU BAREA DE MADAGASCAR’
 
 
 
1,7 K
148 commentaires
72 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
👉👉👉Crise électorale en Côte d'Ivoire
12 novembre 2020
Éléphants du Côte d'Ivoire vs Barea de Madagascar
🚩🚩🚩La CAF va-t-elle reporter le match?
🚩🚩🚩Hizotra mankany amin'ny fanemorana ny lalao ve ny CAF?
 
 
 
 
 
 
 
90
13 commentaires
1 partage
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
🔥 Le Malagasy Rémy Vita vient encore de marquer un but avec l'équipe réserve du Bayern lors du match contre le SV Wehen.
Il a joué l'intégralité du match.
🔶️ Voici des images de lui pendant le match.
 
 
 
 
 
 
 
1 K
17 commentaires
13 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
CLUB SUPPORTEURS ALEFA BAREA
🗓️ Sabotsy 07 Novembre 2020
🏖️⛱️ Espace AREA MALAZA
🚍Départ 8h HJRA GRATUIT
Tongava maro? BAREA🇲🇬🇲🇬
L’image contient peut-être : texte qui dit ’FIVORIAN'NY MPIKAMBANA AIOUI FANDAAISANA MPIKAMBANA VAOVAO Mitondra sakafo sy rano ary ny vidim -pidirana AB Club Supporteur FITSANGATSANGANANA SY ALEFA BAREA FIVORIAN'NY MPIKAMBANA Asabotsy 07 Novambra 2020 ESPACE AREA MALAZA AMPITATAFIKA NISSAN Toerana hiaingana vavahady HJRA amin'ny 9:00 MARAINA Fahatongavana: Fahato 8:30 MARAINA Saran- Saran-dalana maimaim-poana Filan-kevitra: 034.05.572.85’
 
 
 
90
2 commentaires
3 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
➡️Manombokana anio ny fanofanana ireo CTR vaovao,izay any Fianarantsoa no hanaovana izany,olona iray isaky ny Ligy moa no tonga miatrika izany,ary tarihin'ny DTN ny Baolinakitra Malagasy,natomboka tamin'ny fizaham-pahasalamana ny fiofana izay efa hampiasaina ny fitaovana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena.
L’image contient peut-être : une personne ou plus et personnes debout
 
 
 
6
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article