Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

🔼 OFISIALY
Raikitra ny lalao. Afaka ny ahiahy.
Ny 12 novambra ny lalao mandroso (J3) any Abidjan ary ny 17 novambra ny famerenana (J4) any amin'ny kianjan'ny Barikadimy Toamasina.
Mahafaly koa ny nandrenesana fa mahazo alalana hivoaka avokoa ireo mpilalao any ivelany.
Araka izany dia ho tonga avokoa ry Metanire, Carolus, Amada,sns...
Amboaro ary ny fandaharam-potoana, any Toamasina ny fotoanantsika hiaraka hanohana ny Barea.
Miara mirona!
CAN 2022 no tanjona.
L’image contient peut-être : 1 personne, texte qui dit ’I ENSEMBLE POUR LAVICTOIRE GCEKAN 21 #FIRAISANKITRA’
 
 
 
352
12 commentaires
12 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
➡️ Raikitra izany fa dia ho tontosaina any Toamasina ao amin'ny Kianjan'ny Barikadimy ny lalao miverina eo amin'ny Barea ny Madagasikara🇲🇬 sy Elefanta ny Cote d' Ivoire🇨🇮, ny 17 Novambra izao.
➡️ Araka ny angom-baovao mari-pototra hatrany dia hivantana avy hatrany any Toamasina ny fiaramanidina mitondra ny ekipam-pirenena Ivorianina raha vantany vao vita ny lalao mandroso.
➡️ Ny olana mipetraka amin'izao dia ny fijerevan'ny CAF ny toe-draharaha any Abidjan,ka raha sanatria ka tsy azo atao ny manatontosa ny lalao mandroso any Abidjan dia lalana roa no mety hatolotrin'ny CAF.
📌 Mijery kianja hafa hivelan'ny Cote d'Ivoire ny FIF handraisana ny lalao mandroso.
📌 Na avy hatrany dia eto Madagasikara izay any Toamasina avokoa ny lalao roa no ho tontosaina,ny 12 sy 17 Novambra.
➡️ Arak'izany dia handrasana ny fanampahan-kevitra sy fivoaran'ny toe-draharaha fa raha ny angom-baovao teo anivon'ny FMF dia raikitra ny lalao,vonona ny Malagasy🇲🇬
L’image contient peut-être : 6 personnes, personnes qui pratiquent un sport et plein air
 
 
 
648
45 commentaires
34 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
ℹ️🇲🇬 Fantatra izany fa ho avy ireo #Expatriés antsika rehetra izay ivelan'ny la Frantsa satria hahazo "autorisation spéciale" afahan'izy ireo mivoaka ivelan'ny sisintany misy azy tsirairay.
Ho tonga masiaka ireto BAREA antsika ireto, vonon-kiady sy hiaro ny voninahitr'i #MADAGASIKARA :
➡️Gardiens :
- Melvin (FC Martigues, France)
- Nina (Fosa Juniors, Madagasikara)
➡️Défenseurs :
- Pascal (JS St-Pierre, France)
- Romain (Minnesota United, USA)
- Sylvio (CS Fola Esch, Luxembourg)
➡️Milieux :
- Anicet (PFC Ludogorets, Bulgarie)
- Marco (Royal Charleroi SC, Belgique)
- Dax (Black Leopards FC, Af. du Sud)
- Loïc (RU Saint-Gilloise, Belgique)
- Ibrahim (Al Khor Club, Qatar)
- Bastien (Linfield FC, Irlande) ?
➡️Attaquants :
- Carolus (Al Qadisiya FC, Arabie-Saoudite)
- Njiva (Nongbua Pitchaya FC, Thaïland)
- Hakim (FC Swift Hesper, Luxembourg)
- Paulin (Misr El Makkasa, Egypte)
🇲🇬 Mitohy hatrany ny ketrika ao ambony ao, ka mino isika fa mety ho renforcén'i #ND @nà joueurs hafa io lisitra io raha ilaina izany.
ℹ️🇫🇷 Aux dernières nouvelles, nos BAREA Expats confinés en dehors du territoire français pourraient sortir de leurs frontières respectives... En effet, ils auront chacun une "autorisation spécifique" pour rejoindre leur pays afin de pouvoir jouer la "double-confrontation" vs la Côte-d'Ivoire.
Les dates sont bel et bien maintenues :
📇 12 Novembre 2020
Côte d'Ivoire vs MADAGASIKARA
⛳ Stade Olypique Alassane Ouattara d'Epimbé
📇 17 Novembre 2020
MADAGASIKARA vs Côte d'Ivoire
⛳ Barikadimy Stadium, Toamasina
🇫🇷 La liste des joueurs cités restent exhaustive, ND a sûrement un plan B.
L’image contient peut-être : 4 personnes, personnes qui pratiquent un sport, texte et plein air
 
 
 

26
 
 
 
🔹L’US Saint-Marienne bat AF Saint Louis, ce mercredi 05 novembre sur le plus petit des scores, soit 1-0 en match comptant de la 6ème journée de R1. L’unique but de la rencontre a été inscrit par l’international Malagasy Rakotondraibe Fabrice.
Cette victoire permet à son club de consolider la première place au classement avec 24 points après six matchs joués.
L’image contient peut-être : 1 personne, pratique un sport et plein air
 
 
 
74
 
Ce jour comme pratiquement tous les jours depuis deux semaines, réunion de travail au ministère en présence de Monsieur le Ministre.
Nous travaillons d arrache pieds sur le rassemblement de novembre.
Je profite de ce message pour vous dire que les deux matchs auront bien lieu le 12 à Abidjan et le 17 à Tamatave.
_________
Tao anatin'ny roa herinandro dia nisy fivoriana arahin-kasa tsy ankihato niarahanay tamin'ny Andriamatoa Minisitry ny tanora sy ny Fanatanjahan-tena. Ny votoatin'izany fivoriana izany dia ny mahakasika ilay fihaonana indroa miantohana amin-dry zareo Ivorianina izay ho tanterahina amin'ny faha 12 novembre anu Abidjan sy 17 novembre 2020 izao ao Toamasina.
L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes debout et chaussures
 
 
 
Manomboka aminy Sabotsy zao ny entraînements ao aminy École de foot KINTANA Soccer School (Ambohimanga Rova, misy car privé) ho any ankizy 10 taona hatraminy 20 taona.
Mbola afaka manoratra anarana, mila miantso ny 034 09 841 77 na 032 94 522 79. Afaka mamaly ny fanontanina rehetra (droit, écolage, transport...)
- - - - -
Les entraînements débute ce Samedi pour l’École de foot KINTANA Soccer School (Ambohimanga Rova, transport par Car privé) pour les élèves de 10 ans a 20 ans.
Vous pouvez encore vous inscrire par téléphone au 034 09 841 77 ou 032 94 522 79. On pourra répondre à toutes vos questions (droit d’inscription, écolage mensuel, transport...)
L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes debout et plein air, texte qui dit ’KINTANA MOTBALLCLUB ACADEMY KINTANA ACADEMY SOCCER SOC SCHOOL macro ma macron maoron ECOLE DE D FOOT INSCRIPTION DE 10 ANS À 20 ANS DÉBUT DES ENTRAÎNEMENTS LE 07 NOVEMBRE’
 
 
 
90
3 commentaires
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
🔸 Raha tsy misy ny fiovàna dia ity kianja vaovao Alassane Ouattara ity no kianja handraisan'ny Ivoriana ny Barea ny 12 novambra ho avy izao.
Ity lalao hihaonana @Barea ity no lalao voalohany atao @ity kianja anisan'ny lehibe indrindra aty Afrika ity. Mazava ho azy tsy maintsy hitady fandresena ny Ivoriana hisantarana izany.
Ho tonga maro be ihany koa ny mpanohana azy satria dia tsy nasiany vidim-pidirana ity lalao lehibe ity.
Ny tanjon'izy ireo moa dia ny hitady fandresena @ireo lalao roa ireo mba hiakarany @laharana voalohany.
Ho mafy araka izany ny lalao miandry antsika saingy efa vonona hanohitra ihany koa isika. Mila mailo ihany koa @izay vokatra eo satria hiaraha-mahalala fa mbola mikorontana ny any Abidjan ka mampanahy raha ohatra ka tsy araka ny nantenain'ireo mpijery maro be no hitranga.
Mitady sahala farafaratsiny any @taniny, sy fandresena any Barikadimy dia efa any @CAN 2022 ny tongotra ilany ho antsika malagasy.
 
 
 
 
 
339
16 commentaires
3 partages
J’aime
 
Commenter
 
Partager
 
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article