Coup de tonnerre, hier, dans le microcosme du football. L'Argentin Diego Armando Maradona est décédé hier à l'âge de 60 ans à un arrêt cardiaque. Légende du football, l'Argentin Diego Marad...
I Mojanga na Grabriel Junior (FB) dia mpilalao fahiny tao amin'i Fosa Analamanga, Uscafoot indray ny klioba vaovao ilalaovany amin'ity taom-pilalaovana ity. Ny tena nahalalantsika an'i Mojanga dia izy efa nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagsy U17 tamin'i Cosafa sy ilay tournois natao tany Arabie saoudite farany teo iny. Latéral droite ny toerana tena manavanana an'i zandry kely.
Nanana olana aramaterialy (Godasse) i Mojanga ka niangavy ny tenako mba hampita izany any amin'i Rakapy Abel Anicet . Vao naheno an'io fiangavian'i Mojanga io kosa anefa i Rakapy dia tsy nanana fisalasalana fa tonga dia nanapan-kevitra nividy an'io Geda io hoan'i Zandry kely. Tsara ihany ny manamarika fa tsy vao Mojanga no nanaovan'i Rakapy izao fihetsika izao fa efa maromaro ihany hoy ny tsy mahay manisa izay.
Mamerina fisaorana zandry Anicet Abel Andrianatenaina
Suite à l'annonce de sa suspension de cinq ans, le président Ahmad a déposé un appel auprès du TAS. Il juge que la décision a été prise pour l'empêcher d'être réélu à la CAF. Ahmad est...
LIGUE 2 BKT : Grenoble bat Nancy mais Mombris rate un penalty
Le Grenoble Foot 38 de Jérôme Mombris a pris la deuxième place de la Ligue 2 après son succès (1-0) à domicile face à Nancy mardi, en match en retard de la 8e journée.
Grâce à une belle frappe enroulée de Mamadou Diallo (37e), les Isérois enchaînent une septième victoire cette saison et sont désormais dauphins du Paris FC de Bôlida, à quatre points du leader qu'ils affronteront samedi lors du choc de la 12e journée.
A noter que l’international Malagasy a manqué un penalty à la 78è minute de jeu.
Vodilaharana manan-talenta i Deba, vrai-polyvalent...
Voafehiny avokoa ny toerana ao @ny DC, LD, LG, ary MDF.
Zanak'i AJESAIA i Deba-Kely, tsy zoviana @tsika intsony ny anarany, mino izahay fa atsy ho atsy @izay ny fotoana hakan'i zandry ny toerany eo anivon'ny BAREA satria joueurs tahak'i Toavina itony no anisan'ny relève ao @ny défense centrale ao.
Manaova fety finaritra Deba a, mirary soa sy fahombiazana hatrany e.
Défenseur polyvalent, talentueux et technicien à la fois, humble et réservé, Deba fait parti probablement des futurs cadres au niveau de la charnière centrale des BAREA.
En tout cas, pour l'instant il endosse le statut de "remplaçant de luxe" qui espérons-le, un jour, deviendra un "titulaire indiscutable".
On te souhaite un joyeux anniversaire, santé, bonheur, réussite et prospérité Deba.
Interdit par la Fifa de toute activité footballistique pendant 5 ans, le président de la Confédération africaine de football (Caf), Ahmad, aurait déposé un recours auprès du Tribunal arbitra...