Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

𝗢𝗥𝗔𝗡𝗚𝗘 𝗣𝗥𝗢 𝗟𝗘𝗔𝗚𝗨𝗘 𝟮𝟬𝟮𝟭
➡️ 𝗛𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗟𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗞𝗟𝗜𝗢𝗕𝗔 𝗛𝗜𝗙𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔
Ny 𝟵 𝗝𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 ho avy izao ny daty voatoandro hanombohan’ny 𝘁𝗮𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 amin’ny fomba ofisialy ho an’ny fifaninanana nasionaly “𝗢𝗿𝗮𝗻𝗴𝗲 𝗣𝗿𝗼 𝗟𝗲𝗮𝗴𝘂𝗲”. Hatreto aloha, dia mbola tsy nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny lisitr’ireo klioba hifaninana amin’izany. Ny fanontaniana mipetraka ho an’ireo mpanaraka ny fifaninanana, dia ny hoe : “Hijanona 12 sa hihena sa hitombo ny isan’ny mpifaninana?”. Hanova tanteraka ny ho firafitry ny fifaninanana mantsy ny fiovan’ny isan’ny mpandray anjara. Ny azo antoka aloha hatreto, dia ny tsy hisian’ny lalao mandroso sy miverina noho ny hateren’ny fotoana. Anisan’ny sakana tsy afahana mahafantatra ny isan’ny mpifaninana ny mbola tsy fahafenoan’ny klioba sasany ny fepetra hahazahoana ny “𝗟𝗶𝗰𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗖𝗹𝘂𝗯𝘀”. Etsy ankilan’izay, dia maro ny feo mandeha amin’ny hisiana “fusion” eo amin’ny klioba vitsivitsy.
L’image contient peut-être : 2 personnes, personnes debout
 
 
 
258
21 commentaires
5 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Ligue A Bulgare : Quelques chiffres d’Anicet Abel avec Ludogorets
Publié le :   / Par 

Le championnat de Parva Liga(Bulgare) est en pause après 16 journées de compétition avec à la commande le club Ludogorets de l’international Malgache Anicet Abel. Ce dernier a contribué tant soit peu à cette performance du club qui totalise 39 points avec 12 matchs gagnés, 3 matches nuls et perdu.

Pour cette saison 2020-2021,la performance du capitaine des Barea et meilleur joueur de la CAN 2019, n’est pas du tout reluisante cette saison avec son Club Ludogorets. Toutefois, voici quelques statistiques d’Anicet Abel en championnat et en Ligue Europa.

Postes : Milieu de terrain- Matchs Joués (12) – Titulaires (9) – Buts (1)- Passe décisive (538) – Tire (4)- Carton Jaune (5) et pas de carton jaune. Pour la Ligue Europa, Abel a joué 6 matchs pour 0 but et 1 carton jaune.

Cette performance en dents de scies du malgache est due pour la plupart aux blessures et méformes. Pour regagner la confiance de son entraîneur, Anicet doit mettre le paquet pour redorer son blason.

📌 Araka ny angom-baovao dia mety ho tsy hisy afa tsy lalao mandroso ny fifaninana "orange -pro League" ny taom-pilalaovana 2020/2021 izao. Izany dia noho ny fahateren'ny fotoana hanatontosaina ny fifaninana izay araka ny daty voafaritra dia hanomboka ny 9️ Janoary 2021 izao ny fifaninana.
📌 Etsy ankilany dia mbola tsy namoaka ofisialy ny lisitr'ireo klioba afaka mandray anjara ny Federasionina hatreto noho ireo klioba sasany mbola tsy nahafeno ny antota-taratasy mahakasika izany, mipetraka ho baraingo izany ny hoe" hitobo ve ny mpandray anjara sa mety hihena"
♨ Ny aza antoka hatreto dia efa tokony ho hisan'ny mpandray anjara ny USCAF sy ny FIVE SPORT izay vao avy tafita hiatrika izany tao aorian'ny fifaninana "Ligue Des Champions" farany teo.
L’image contient peut-être : 4 personnes, texte qui dit ’pro leaque ange orange Madagascar ibis Sponsor Officiell errea orange port 251 FLEXKNIT ibis orange errea FLEXKNIT ibis sport 261 orange errea orange FLEXKNIT orange ibis FLEXKNIT EXK errea errea orange errea Orange’
 
 
 
16
 
🇲🇬Madagascar🇲🇬
Ireto ihany no tena mpanazatra nitondra avo ny ekipa nationaly Malagasy
L’image contient peut-être : 2 personnes
 
 
 
69
8 commentaires
5 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
Commentaires
⚽️ Carolus Andriamahitsinoro et l'Al-Qadisiyah FC ont été battus (2-1) par Al-Ettifaq à l'occasion de la dixième journée de Saudi Professionnel League. C'est la troisième défaite d'Al-Qadisiyah FC en 5 matchs.
🔹 L'international malgache était titulaire à la pointe de l'attaque, et a été crédité d'une note de 6.7 sur l'indice Sofascore. Il a été remplacé à la 61ème minute de jeu par Walead Alshangeati.
L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/depeches/
L’image contient peut-être : 1 personne, pratique un sport, debout et plein air
 
 
 
206
5 commentaires
2 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Any Dubai miandry ra namana,miandry contrat aminy klioba vaovao.
Ra vaovao tonga aty aminay dia klioba D2 any Chine no efa miomana handray azy.
L’image contient peut-être : 1 personne, debout, gratte-ciel, ciel et plein air
 
 
 
103
1 commentaire
8 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
💯 Araka ny vaovao efa nivoaka ofisialy andro vitsy lasa izay tany Frantsa,dia isan'ny mpilalao tafiditra ao anatin'ny "mpilalao voafantina"tapa-potoana ny taom-pilalaovana 2020/21 ilay mpilalao iraisam-pirenena Malagasy🇲🇬 milalao amin'ny fifaninanam-pirenena Frantsay Ligue 2 dia i J. MOMBRIS izany.
♨ Raha fahombiazana ny an'i Ngahy Mombris dia mifanohitra amin'izay i T.FONTAINE satria dia mety tsy afaka ny hilalao mandritra ny 3 efa-bolana eo ny lehilahy noho ny ratra nahazo azy nandritra ny fihaonan'i Lorient tamin'ny PSG ka nanoloana azy teo amin'ny minitra faha 71, azo antoka izany fa mety tsy ho isan'ny Barea hiatrika ny lalao roa hangalna ny tapa-kila hiakarana amin'ny CAN ny lehilahy,ny volana Mars izao any Addis Abéba sy eto Madagasikara
 
 
 
 
 
13
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article