Dénouement cruel pour Romain Métanire et ses coéquipiers, en finale de la Conférence West de la Major Leagur Soccer. Minnesota United s'est incliné sur le score de 2-3 devant les Seattle Sounders. Et pourtant, le club se Minneapolis avait fait le plus dur en marquant deux buts successifs pour prendre l'avantage. Mais la formation de Seattle a réalisé une énorme remontada pour finalement l'emporter en prolongation.
Manomana tournoi hoan'ny sokajy vehivavy tsy ho ela ny sekoly ny baolinakitra YFOMAC izay isan'ny sekoly manana mpilalao vehivavy be indrindra miangaly baolinakitra.
Ho entitsika tsy ho ela eto ny mahakasika izany fifaninana izany izay tsara sahady ny mampatsiahy fa handraisana klioba folo Anjara izany izay.
Nanapa-kevitra ny Conseil Permanent International des Jeux des Iles de l'Océan Indien omaly 6 decembre 2020 fa i Madagascar no handray ny lalaon'i Nosy 2023 (Jeux des Iles 2023) rehefa nisitaka tsy handray azy io ny Nosy Maldives.