Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

C'est le premier titre pour Mathyas
 
 
 
 
 
9,7 K
309 commentaires
266 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
L'inscription au tournoi DORITOS "La relève" est maintenant ouverte (11h à 15h au palais des Sports Mahamasina)
_______
Efa misokatra hoan'ny rehetra ny fisoratana anarana amin'ilay tournoi DORITOS "La relève". Manomboka amin'ny 11ora ka hatramin'ny 3ora ato amin'ny Palais des Sports Mahamasina ny fandraisana ireo izay vonona.
👉👉👉"Hoan'izay mahasahy"
 
 
 
 
 
 
 
 
 
647
15 commentaires
12 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
🏺 HANGOTRAKA INDRAY NY ANDRO FAHAROA NY ORANGE PRO-LEAGUE MADAGASCAR.🏺
♨ Hiditra amin'ny andro faharoa ny fiadiana ny ho tompon-daka ny Madagasikara eo amin'ny baolinakitra na ny Orange Pro-league izany,rehefa avy nahazo ny fanokafam-bavony tamin'ny andro voalohany lasa teo.
♨ Fa isan'ny hanamarika ity andro faharoa ity dia ny fidiran'ny USCAF Analamanga Kianja manomboka eto,asa raha ho isan'ireo hanara dia ireo klioba namany vao niakatra ka tojo fandresena ihany koa USCAF,izay tsara manamarika fa klioba tompon-daka nasionaly ny divisionina faharoa na ny LDC izany, andrasana arak'izany ny mety hozavatra hasehon'ity kloba ity,izay mikasa indray hamerina ny lazany tamin'ny taona 2006
♨ Fa any Toamasina koa dia isan'ny lalao be mpiandry satria dia handray ny ELGECO PLUS ny TIA KITRA FC izay efa mampiomana fa dia tsy hisy isa telo ho very izany ao Barikadimy fa dia miomana izay tonga any, hoy ny mpanazatra azy ireo,etsy ankilany ny ELGECO Izay mila manohy ny fahombiazana efa azony tamin'ny andro voalohany nanoloana ny COSFA, fa efa miresaka ny miaramila ihany dia handray ny FOSA izy ireo ny Asabotsy tolak'andro eny by pass,lalao izay tena heverina fa hiady tokoa satria dia samy mila manavotra ny fahareseny nandritra ny andro voalohany avokoa.
⚽⚽ Indro omena antsika ny fandaharam-potoana ny faran'ny herinandro izao.
L’image contient peut-être : texte qui dit ’pro leaque orange™ Madagascar Sponsor Offiil CALENDRIER CONFERENCE NORD JOURNEE 02 SAMEDI 16 JANVIER ELGECO PLUS STADIUM FIVEFC FC 12:00 JET KINTANA SAMEDI 16 JANVIER ELGECO PLUS STADIUM COSFA YOSFA 14:30 FOSA JUNIORS FC DIMANCHE 17 JANVIER STADIUM BARIKADIMY ΤΙΑ KITRA FC 14:30 ELGECO PLUS CONFERENCE SUD DIMANCHE 17 JANVIER ELGECO PLUS STADIUM USCAFOOT 12:00 3FB TOLIARA JOURNEE 02 DIMANCHE 17 JANVIER ELGECO PLUS STADIUM AJESAIA 14:30 AS ADEMA DIMANCHE 17 JANVIER ZANAKALA FC STADE MODERNE MPASAMBAZAHA 14:30 CS-DFC #orangeproleague FLEXKNIT sport261 ibis’
 
 
 
6
 
🏆 HIVERINA KIANJA NY SEKSIONINA ANTANANARIVO RENIVOHITRA NY FARAN'NY HERINANDRO IZAO🏆
⚽ Rehefa nianto kely noho ny fankalazana ny fetin'ny faran'ny taona sy ny Krismasy, dia hiverina hiakatra kianja indray ny eo anivon'ny Seksionina Antananarivo renivohitra eo amin'ny baolinakitra,
⚽ Avy hatrany dia miditra amin'ny andro faha 11 izy ireo amin'izany ka isan'ny hanana lalao be indrindra ny Divizionina faharoa, lalao miisa 10 no ho tontosaina amin'izany ka ny 6 dia divizionina faharoa avokoa,tsara ny mampatsiahy fa ity fifaninana ity dia nampitondraina ny anarana hoe "mini Tournoi" entina indrindra hiomanana amin'ny tena fidirana ao anatin'ny taom-pilalaovana vaovao izay kasaina hanomboka ny volana Martsa izao.
⚽ Fa isan'ny antso avo nataon'ny filohan'ny Seksionina Antananarivo renivohitra dia ny mba hijerevan'ny Fanjakana ny seksionina rehetra manerana ny Madagasikara, ka nambaran'ny tamin'izany fa izy ireo no tena taninketsa mamatsy ny ligy sy federasionina nefa dia izy ireo no karazan'ny anjorom-bala tanteraka amin'izao,isan'ny mampitaraina azy ireo ny tsy fahampian'ny kianja entina manatontosa ny lalao ka manjary miandry hatrany izy ireo amin'izany.
L’image contient peut-être : texte qui dit ’Malagasy de ootball Analamanga League Football Association SECTION FOOTBALL TANA VILLE CALENDRIEK SABOTSY 16 JANVIER 2021 1mcjournée KIANJA BETONGOLO 2eme DIVISION SCORE 09H30 11H30 CLUB FCM CLUB ASCOM FC TAMIA ALAHADY 17 JANVIER 2021 KIANJA BETONGOLO eme DIVISION OSH 10H 12H 14H FCBAYERN FCSAMADA MADA AJEM FC417 ANDRIAFO DAGO GENERATION H+ 2MFC KIANJA 4FA ALASORA SABOTSY 16 JANVIER 2021 ANS 08H30 09H30 MPANJAKA 4FAA NET FOOT FC NISI ANALAMAHITSY 14-15 ANS 10H30 11H30 4FAA SPARTIATE MPANJAKA KIDS EFCA NB/ LICENCE ARA-DALANA NO AMPIASAINA,VITA ASSURANCE.docteur VOAMARINA AVY AMINY SECTION TONGA ORA MIALOHA NY LALAO FORFAIT AVY HATRANY IZAY TARA 602823/’
 
 
 
4
 
2 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article