Encore une victoire à l'extérieur pour l'ESTAC Troyes de Rayan Raveloson contre le Pau FC (1-0) qui lui permet de conserver sa place du leader.
Au soir de la 21e journée de la Ligue 2, les Troyens continuent son beau parcours en décrochant leur 13e victoire de la saison et s'approchent de plus en plus la Ligue 1.
Nahita voka-dalao "forme grave" indray ny orange Pro-league nandritra ny andro fahatelo omaly,teo amin'ny AJESAIA sy ny 3FB satria dia 8️ no 0️ be izao lalao izay nontontosaina tany Fianarantsoa,
Etsy ankilany manomboka miverina ao anaty fifaninana ny ADEMA rehefa nahavita naka ny isa telo voalohany ihany koa omaly tolakandro ihany ka nandresy tamin'isa 2 no 1,
Manamafy hatrany ny fandresena efa azony tamin'ny andro faharoa ny Miaramila omaly ka mbola nanohy izany ihany koa fandresena 2 no 1 ihany koa no azon'izy ireo.
Amin'ity anio ity no tena hisy ilay hoe "classiko" ny pro league voalohany satria dia ny FOSA hitady fandresena voalohany ho azy moa ny ELGECO kosa tsy maintsy hiaro ny fandresena efa nosokafany tamin'ny andro voalohany.
De retour après sa blessure contractée le 26 décembre dernier, Faneva Ima Andriatsima s'est montré à son avantage hier. Al Hamriya s'est imposé 4-0 face à Masafi dans le cadre de la 8ème journée de First Division League des Emirats Arabes Unis.
dia nanambara ity kapitenin'ny Fosa Jr teo aloha no sady mpilalaon'ny Barea ity fa tsy marina izany.
Tsy afaka ny hilalao eto Mada intsony izy araka ny nambarany satria efa "enregistré" ao @klioba iray ao La Reunion ny licence.
Kotrana fotsiny no ataony miaraka @ Five FC mandrapandehanany fa tsy afaka hilalao ny Pro League miaraka @ity ekipan'Analamanga ity.
Araka ny vaovao voaray dia ny AS Excelsior izay klioba efa nilalaovana mpilalao malagasy maro no hilalaovan'ity mpilalao mbola tanora manana ny ho aviny ity ka mirary soa azy.
Après vérification des sources sur l’article sortit par Maghreb Sport United à propos de Ludovic Ajorque en sélection Malgache, le numéro Strasbourgeois n’a dévoiler aucune réponse à propos de son arrivé dans l’effectif.
De plus, les Malgaches sont nombreux à ne pas vouloir l’arrivée de L.Ajorque dans l’effectif tout simplement car celui-ci ne jouera que si Madagascar se qualifie en Coupe du Monde et profitera donc des efforts des joueurs pour pouvoir joueur à cette compétition intercontinentale.
Le mieux serait de laisser de côté Ludovic Ajorque et de se concentrer sur l’évolution d’Hakim Abdallah qui a seulement 23 ans et à largement le temps de s’améliorer durant toute sa carrière et de probablement devenir un jour peut être le meilleur buteur de l’équipe Malgache.
Je n'ai pas eu le temps de faire une publication à ce sujet mais il s'agit d'une fake news. Concernant les preuves concernant cette page qui invente des fausses rumeurs, elle n'a été capable que de donner un vulgaire photo montage.
Amin'alahelo lehibe no ilazana amintsika fa nandao antsika ihany koa ny kintan'ny baolina kitra Malagasy 𝗥𝗔𝗕𝗘𝗔𝗥𝗜𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗲𝗹 𝗧𝗲́𝗹𝗲́𝘀𝗽𝗵𝗼𝗿𝗲, omaly zoma 22 janoary.
Izy dia mpilalao tao @ 3FB Antsirabe sy ASPTT Antananarivo, nitana ny toerana "Arrière latérale gauche" ary efa nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy ihany koa. Nandritra ny taona 1969 hatramin'ny 1976 no tena nampisongadina azy.
Anisan'ny mpikambana teo anivon'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra ihany koa i Tompokolahy RABEARIMANANA Michel Télésphore.
Ny FMF dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviany.
Araky ny torohevitry ny #FIFA, toy ny fahita tsikelikely manerantany, dia manome lanjany ny fitsaran'ny vehivavy ihany koa ny fifaninanana lehilahy toa an'ny