Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
FOOTBALL MALAGASY

Revue de presse sur le football gasy

💯 Araka ny loharanom-baovao nivoaka teo anivon'ny FMF na dia mbola tsy ofisialy aza dia mirona makany BARIKADIMY ny hanantotosaina ny lalao miverina eo amin'ny Barea sy Mena ny Niger,ny 30 Martsa izao,
🔝 Izany hoe vantany vao avy any Ethiopie ny Malagasy avy dia hanitsy any Toamasina avy hatrany raha toa ka io vaovao io zohina, araka ny angom-baovao hatrany dia efa nisy ny fidinana nataon'ny CAF tany nijery hifotony io kianja io.
💯 Ny azo antoka fotsiny dia na Toamasina na Antananarivo dia mila tafita CAN 2022 ny Barea ny Madagasikara,,hanaporofoana fa mahay isika.💪💪
Peut être une image de une personne ou plus, personnes debout et herbe
 
 
 
493
31 commentaires
27 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Miova ny tetik'adin'ny 𝑪𝑵𝒂𝑷𝑺 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒄𝒂𝒓
Rehefa nampiasa vola tamin'ny fantanjahantena nanomboka tamin'ny 2010 ny Cnaps tamin'ny alalan'ny Cnaps Sport hikoloana ny endrika ivelan'izy ireo, dia nanapakevitra vao tsy ela ny Tale Jeneraly vaovaon'ny Cnaps Mamy Rakotondraibe ny hanafoana ny Cnaps Sport.
Tetik'ady vaovao no narosony araky ny taratasy mivezivezy amin'ny tambazotra sosialy tato ho ato, ary efa nanaovana valadresaka ofisialy : ny fanendrena an'i Nicolas Dupuis ho Ambasadaoro/Manager sportif an'ny Cnaps ka manana fahalalahana feno hampiasa sy hitrandraka ny Complexe Cnaps Vontovorona. Paik'ady hikoloana ny endrika ivelan'ny Cnaps ihany koa izany.
Hita teo amin'ny tambazotra sosialy ihany fa 150 000 000 ariary no vola horaisin'i Nicolas Dupuis amin'izany iraka ho ataony mandritry ny 2 taona izany.
Raha tao anatin'ny 10 taona mahery nisian'ny Cnaps Sport (izay miara-dia amin'ny Disciples FC ankehitriny ao amin'ny OPL) dia tsara ny mampahatsiahy fa efa nitondra lavitra ny anaran'i Madagasikara ity klioba ity : in-7 tompondakan'i Madagasikara, in-3 tompondakan'ny Ranomasimbe Indiana, in-3 tompon'amboaran'i Madagasikara ary namokatra atleta maro nandrombaka medaly tamin'ny Lalaon'ny Nosy (athlétisme), na tamin'ny lalao afrikana (beach soccer), na tamin'ny ekipa nasionaly rehetra (beach soccer, JIOI, CHAN, COSAFA, CAN sns).
Raha mitaha ny teti-bola tamin'ny herintaona dia ampy hiodinan'ny klioba baolina kitra anaty taompilalaovana iray izany 150 000 000 ariary izany.
Mipetraka ary ny tsindry eo amin'ny Tale Jeneraly vaovaon'ny #Cnaps satria dia mpanazatra hanomana ny lalao fifanintsanana CAN 2021 amin'ny volana martsa izao no vesaran'ity fivoahan'ny fifanarahana sy fanampian'ny andraikitra sahanina ity, ankoatran'ny fifaninanana La Relève izay hatomboka tsy ho ela.
Antenaina ihany koa fa hahomby ity tetik'ady vaovao ity satria dia nanao sorona ny ekipa, fiaraha-monina ary tontolo iray manontolo ny fampiatoana ny Cnaps Sport raha noeritreretin'ny mpitondra eo anivon'ny Cnaps fa mandany vola loatra.
Farany, irian'ny mpankafy #Barea rehetra fa tsy hisy fiantraikany amin'ny ekipa nasionaly sy ny fanomanany izao satria ny fanantenan'ny rehetra dia ny hiakaran'ny Malagasy amin'ny CAN 2021 indray hitondrana ny tsikitsiky kely amin'ny tsirairay manoloana ny ady sarotra sy olana sosialy maro atrehina isan'andro.
Alefa #Barea
Peut être une image de plein air
 
 
 
780
113 commentaires
14 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
💯 ho jerentsika indray mijery ireo mpilalao Malagasy milalao any Eropa amin'izao iray volana katroka tsy hidirana amin'ny lalao roa farany hangalantsika ny tapa-kila entina handehanana indray any amin'ny CAN 2022 izao,
💯 Tafakatra eo amin'ny dingan'ny 1/16 final ny Amboaran'ny Frantsa ny CS SEDAN izay misy ilay mpilalao iraisam-pirenena Malagasy Alexendre.
💯 hatreto dia baolina sivy no tafiditr'ity mpilalao Malagasy ity tamina lalao enina nataony, tolotra tsara indrindra efatra koa no efa vitany hatreto.
Peut être une image de une personne ou plus, personnes debout et herbe
 
 
 
109
6 commentaires
1 partage
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Ce matin, à Sambava , 150 jeunes se préparent à être testés. Au programme , jeux et tests physiques et techniques.
Bonne chance à tous
____
Eto Sambava indray no nanohizana ny fitsirihana (détection) ireo ankizy 14-15ans. Tonga maro izy ireo (150).
Aorian'ny faritra SAVA dia ny faritry Diana amun'ny volana mars, Boeny sy Atsinana.
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
3,8 K
40 commentaires
57 partages
 
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
🔸Fc Lorient 🔸
Nanao fanambarana io hariva Io ny mpitantana ny klioba fa maratra ilay vodilaharana Malagasy 🇲🇬 J.Morel Ka tsy afaka hilalao anio alina.
Hirariana mba ho sitrana haingana ny lehilahy.
Peut être une image de texte qui dit ’wwww.yoogicn.l MENU ouest france FC Lorient. Jérémy Morel forfait pour le déplacement à Nîmes Le défenseur central du FC Lorient Jérémy Morel, sorti en cours de jeu contre Lille, manquera le déplacement de son équipe dans le Gard pour affronter Nîmes (ce mercredi, 19 h). La faute à une douleur à la hanche.’
 
 
 
5
 
2 partages
 
J’aime
 
 
 
Commenter
 
 
Partager
 
 
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article